plt_tn/jhn/14/18.md

588 B

tsy hamela anareo

Eto Jesosy dia milaza fa tsy hamela ireo mpianany tsy hisy mpikarakara Izy. DH: "Tsy hamela anareo tsy hisy mpikarakara"

izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay tsy an'Andriamanitra. DH: "Ireo tsy mpino"

ho fantatrareo fa ao amin'ny Raiko Aho

Andriamanitra Ray sy Jesosy dia miaina ho olona iray. DH: "ianareo dia hahafantatra fa ny Raiko sy Izaho dia tena olona iray."

Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

ianareo ato Amiko, ary Izaho ao aminareo

"ianareo sy Izaho dia tahaka ny olona iray"