plt_tn/jhn/14/18.md

20 lines
588 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy hamela anareo
Eto Jesosy dia milaza fa tsy hamela ireo mpianany tsy hisy mpikarakara Izy. DH: "Tsy hamela anareo tsy hisy mpikarakara"
# izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay tsy an'Andriamanitra. DH: "Ireo tsy mpino"
# ho fantatrareo fa ao amin'ny Raiko Aho
Andriamanitra Ray sy Jesosy dia miaina ho olona iray. DH: "ianareo dia hahafantatra fa ny Raiko sy Izaho dia tena olona iray."
# Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# ianareo ato Amiko, ary Izaho ao aminareo
"ianareo sy Izaho dia tahaka ny olona iray"