plt_tn/jhn/14/15.md

442 B

Mpampahery

Ity dia maneho ny Fanaha Masina.

ny Fanahin'ny fahamarinana

Ity dia maneho ny Fanahy Masina izay mampianatra ny olona izay marina momban'Andriamanitra.

Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia hilazana ny olona rehetra izay manohitra an'Andriamanitra. DH: "Ny tsy mpino eto amin'izao tontolo izao dia tsy handray Azy mihintsy" na "Ireo izay manohitra an'Andriamanitra dia tsy hanaiky Azy."