plt_tn/jhn/14/15.md

12 lines
442 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mpampahery
Ity dia maneho ny Fanaha Masina.
# ny Fanahin'ny fahamarinana
Ity dia maneho ny Fanahy Masina izay mampianatra ny olona izay marina momban'Andriamanitra.
# Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia hilazana ny olona rehetra izay manohitra an'Andriamanitra. DH: "Ny tsy mpino eto amin'izao tontolo izao dia tsy handray Azy mihintsy" na "Ireo izay manohitra an'Andriamanitra dia tsy hanaiky Azy."