plt_tn/jhn/14/10.md

983 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mametraka fanontaniana an'i Filipo ary avy eo Izy manohy miresaka amin'ireo mpianany rehetra.

Tsy mino ve ianareo fa ao amin'ny Ray Aho ary ny Ray ato amiko?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana ireo tenin'i Jesosy tamin'i Filipo. DH: "Tena tokony hino ianareo ... ny Ray ato amiko."

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Ireo teny izay lazaiko aminareo dia tsy lazaiko avy amin'ny fahefako manokana

"Izay teneniko aminareo dia tsy avy amiko" na "Ireo teny izay teneniko aminareo dia tsy avy amiko.

Ireo teny izay lazaiko aminareo

Jesosy dia miresaka amin'ireo mpianany rehetra.

Izaho dia ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko

Ity dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra Ray sy Jesosy dia manana fifandraisana miavaka. DH: "Izaho ilay iray miaraka amin'ny Ray, ary ny Ray dia iray miaraka Amiko" na "Ny Izaho sy ny Raiko dia toy ny hoe iray ihany."