plt_tn/jhn/12/37.md

717 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara fototra raha manomboka manazava ny momban'ny nahatanterahan'ireo faminana izay voalazan'Isaia mpaminany Jesosy.

mba ho tanteraka ny tenin'Isaia mpaminany

DH: "mba hanatanterahana ny hafatr'Isaia mpaminany"

Tompo, iza no nino ny tatitray? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'ny Tompo?

Ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatahoran'ny mpaminany ny hoe tsy mino ny hafany ny olona. DH: "Tompo, zara raha nisy nino ny hafatray, na dia efa nahita fa manan-kery afaka hanavotra azy ireo aza Ianao!

ny sandrin'ny Tompo?

Ity dia fomba fiteny maneho ny fahaizan'ny Tompo mamonjy miaraka amin'ny hery.