forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
717 B
Markdown
16 lines
717 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ity dia fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara fototra raha manomboka manazava ny momban'ny nahatanterahan'ireo faminana izay voalazan'Isaia mpaminany Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# mba ho tanteraka ny tenin'Isaia mpaminany
|
||
|
|
||
|
DH: "mba hanatanterahana ny hafatr'Isaia mpaminany"
|
||
|
|
||
|
# Tompo, iza no nino ny tatitray? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'ny Tompo?
|
||
|
|
||
|
Ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatahoran'ny mpaminany ny hoe tsy mino ny hafany ny olona. DH: "Tompo, zara raha nisy nino ny hafatray, na dia efa nahita fa manan-kery afaka hanavotra azy ireo aza Ianao!
|
||
|
|
||
|
# ny sandrin'ny Tompo?
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny maneho ny fahaizan'ny Tompo mamonjy miaraka amin'ny hery.
|