plt_tn/jhn/12/20.md

561 B

Ary nisy grika vitsivitsy

Ary ny "ary nisy" dia manamarika ny fampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.

hidera any amin'ny firavoravoana

Jaona dia milaza fa ireo "Grika" ireo dia andeha hidera an'Andriamanitra mandritry ny Paska. DH: "hidera an'Andriamanitra any amin'ny fetin'ny Paska"

Betsaida

Betsaida dia tanàna ao amin'ny faritr'i Galilia.

ary niteny an'i Jesosy izy ireo

Filipo sy Andrea niteny an'i Jesosy ny momban'ny fangatahan'ireo Grika ny mba hijery Azy. DH: "Notenenin'izy ireo tamin'i Jesosy izay nolazain'ireo Grika"