plt_tn/jhn/12/20.md

16 lines
561 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary nisy grika vitsivitsy
Ary ny "ary nisy" dia manamarika ny fampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# hidera any amin'ny firavoravoana
Jaona dia milaza fa ireo "Grika" ireo dia andeha hidera an'Andriamanitra mandritry ny Paska. DH: "hidera an'Andriamanitra any amin'ny fetin'ny Paska"
# Betsaida
Betsaida dia tanàna ao amin'ny faritr'i Galilia.
# ary niteny an'i Jesosy izy ireo
Filipo sy Andrea niteny an'i Jesosy ny momban'ny fangatahan'ireo Grika ny mba hijery Azy. DH: "Notenenin'izy ireo tamin'i Jesosy izay nolazain'ireo Grika"