plt_tn/jhn/12/09.md

469 B

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fhiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara fototra. Eto Jaona dia miresaka momban'ireo vondron'olona vaovao avy any Jerosalema ka tonga tao Betania.

noho Izy

Ny fahaveloman''i Lazarosy indray dia nahatonga Jiosy maro nino an'i Jesosy.

nino an'i Jesosy

Ity dia milaza fa maro tamin'ireo vahoaka Jiosy no nino an'i Jesosy ho ilay Zanak'Andriamanitra. DH: "nametraka ny fahatokisan'izy ireo teo amin'i Jesosy"