# Ary Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fhiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara fototra. Eto Jaona dia miresaka momban'ireo vondron'olona vaovao avy any Jerosalema ka tonga tao Betania. # noho Izy Ny fahaveloman''i Lazarosy indray dia nahatonga Jiosy maro nino an'i Jesosy. # nino an'i Jesosy Ity dia milaza fa maro tamin'ireo vahoaka Jiosy no nino an'i Jesosy ho ilay Zanak'Andriamanitra. DH: "nametraka ny fahatokisan'izy ireo teo amin'i Jesosy"