forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
582 B
Markdown
8 lines
582 B
Markdown
# Avelao izy mba hitazona izay hananany ho amin'ny andro handevenana Ahy
|
|
|
|
Ny tian'i Jesosy ho tenenia dia hoe ny fihetsik'ilay vehivavy dia tahaka ny hoe maminavina ny fahafatesana sy fandevenana an'i Jesosy. DH: "Avelao izy hampiseho hoe hatraiza ny fankasitrahany Ahy! Amin'izany fomba izany dia efa nanomana ny vatako amin'ny fandevenana izy"
|
|
|
|
# Ho eo aminareo mandrakariva ny mahantra
|
|
|
|
Jesosy dia te-hilaza hoe hisy fona ny fahafahana manampy ireo olona mahantra. DH: "Hisy olona mahantra foana eo aminareo, ary ianareo dia afaka manampy azy ireo na oviana na oviana tianareo"
|