plt_tn/jhn/12/07.md

582 B

Avelao izy mba hitazona izay hananany ho amin'ny andro handevenana Ahy

Ny tian'i Jesosy ho tenenia dia hoe ny fihetsik'ilay vehivavy dia tahaka ny hoe maminavina ny fahafatesana sy fandevenana an'i Jesosy. DH: "Avelao izy hampiseho hoe hatraiza ny fankasitrahany Ahy! Amin'izany fomba izany dia efa nanomana ny vatako amin'ny fandevenana izy"

Ho eo aminareo mandrakariva ny mahantra

Jesosy dia te-hilaza hoe hisy fona ny fahafahana manampy ireo olona mahantra. DH: "Hisy olona mahantra foana eo aminareo, ary ianareo dia afaka manampy azy ireo na oviana na oviana tianareo"