plt_tn/jhn/12/01.md

457 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia nisakafo hariva tao Betania rehefa nosoran'i Maria menaka ny tongony.

litatra

Ny iray litatra dia milanja iray ampahan-telo kilao. (3kg).

menaka manitra

Ity dia tsiranoka manitra namboarina tamin'ny menaka manitra avy amin'ny zava-maniry sy voninkazo manitra.

narda

Ity dia menaka manitra vita avy amin'ny voninkazo izay avy any Nepaly, Sina ary India.