# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia nisakafo hariva tao Betania rehefa nosoran'i Maria menaka ny tongony. # litatra Ny iray litatra dia milanja iray ampahan-telo kilao. (3kg). # menaka manitra Ity dia tsiranoka manitra namboarina tamin'ny menaka manitra avy amin'ny zava-maniry sy voninkazo manitra. # narda Ity dia menaka manitra vita avy amin'ny voninkazo izay avy any Nepaly, Sina ary India.