plt_tn/jhn/11/41.md

562 B

Jesosy nanandratra ny masony

Ity dia fomba fiteny midika hoe mijery ambony. DH: "Jesosy dia nijery ambony tany an-danitra"

Ray ô, misaotra Anao Aho satria nihaino Ahy Ianao

Jesosy nivavaka mivantana tamin'ny Ray mba hafahan'ny olona manodidina mahare ny vavaka ataony. DH: "Ray, misaotra Anao Aho fa nihaino Ahy Ianao" na "Ray, misaotra Anao Aho fa nandre ny vavaka nataoko Ianao."

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

mba hafahan'izy ireo mino fa Ianao no naniraka Ahy

"Izaho dia te-hampino azy ireo fa Ianao no naniraka Ahy"