# Jesosy nanandratra ny masony Ity dia fomba fiteny midika hoe mijery ambony. DH: "Jesosy dia nijery ambony tany an-danitra" # Ray รด, misaotra Anao Aho satria nihaino Ahy Ianao Jesosy nivavaka mivantana tamin'ny Ray mba hafahan'ny olona manodidina mahare ny vavaka ataony. DH: "Ray, misaotra Anao Aho fa nihaino Ahy Ianao" na "Ray, misaotra Anao Aho fa nandre ny vavaka nataoko Ianao." # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # mba hafahan'izy ireo mino fa Ianao no naniraka Ahy "Izaho dia te-hampino azy ireo fa Ianao no naniraka Ahy"