plt_tn/jhn/11/33.md

8 lines
265 B
Markdown

# dia vonto ny fanahiny ary tora-kovitra Izy
Natambatr'i Jaona ireo fehezanteny manana dika mitovy ireo mba hanehoana ny fihetsem-po ory na mety hoe fahatezerana izay niainan'i Jesosy. DH: "Izy dia tohina tanteraka"
# Nitomany Jesosy
"nanomboka nitomany Jesosy"