plt_tn/jhn/11/33.md

265 B

dia vonto ny fanahiny ary tora-kovitra Izy

Natambatr'i Jaona ireo fehezanteny manana dika mitovy ireo mba hanehoana ny fihetsem-po ory na mety hoe fahatezerana izay niainan'i Jesosy. DH: "Izy dia tohina tanteraka"

Nitomany Jesosy

"nanomboka nitomany Jesosy"