plt_tn/jhn/11/27.md

582 B

Hoy izy taminy hoe

"Marta niteny tamin'i Jesosy"

Eny, Tompo, mino aho fa Ianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao

Marta dia mino fa Jesosy no Tompo, ilay Kristy(Ilay Messia), ilay Zanak'Andriamanitra.

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria rahavaviny

Maria dia zandrin'i Marta vavy. DH: "dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria zandriny vavy."

Mpampianatra

Ity dia fiantsoana maneho an'i Jesosy.

ary miantso anao izy

"mangataka ny fahatongavanao"