plt_tn/jhn/11/27.md

24 lines
582 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy izy taminy hoe
"Marta niteny tamin'i Jesosy"
# Eny, Tompo, mino aho fa Ianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao
Marta dia mino fa Jesosy no Tompo, ilay Kristy(Ilay Messia), ilay Zanak'Andriamanitra.
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria rahavaviny
Maria dia zandrin'i Marta vavy. DH: "dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria zandriny vavy."
# Mpampianatra
Ity dia fiantsoana maneho an'i Jesosy.
# ary miantso anao izy
"mangataka ny fahatongavanao"