plt_tn/jhn/11/15.md

320 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.

nohon'ny aminareo

"nohonny tombotsoanareo"

fa tsy tany Aho mba hahatonga anareo hino

"fa tsy tany Aho. Noho izany ianareo dia hianatra hahatoky Ahy be be kokoa."

Didymo

Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana"