# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany. # nohon'ny aminareo "nohonny tombotsoanareo" # fa tsy tany Aho mba hahatonga anareo hino "fa tsy tany Aho. Noho izany ianareo dia hianatra hahatoky Ahy be be kokoa." # Didymo Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana"