forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
842 B
Markdown
20 lines
842 B
Markdown
# Izaho no mpiandry ondry tsara
|
|
|
|
Jesosy eto ilay mpiandry tsara. DH: "Izaho dia tahaka ny mpiandry ondry tsara"
|
|
|
|
# Ny Ray mahafantatra Ahy, ary Izaho mahafantatra ny Ray
|
|
|
|
Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka dia mifankafantatra tsy tahaka ny fahafantaran'ny olona hafa azy ireo. Ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Izaho manolotra ny aiko ho an'ny ondry
|
|
|
|
Ity dia midika fa Jesosy dia vonona ny hanome ny ainy mba hiarovana ny ondriny. DH: "Maty ho an'ny ondry Aho"
|
|
|
|
# Manana ondry hafa
|
|
|
|
Eto ny "ondry hafa" dia sari-teny hilazana ireo mpanara-dia an'i Jesosy izay tsy Jiosy.
|
|
|
|
# andiany iray ihany sy mpiandry iray
|
|
|
|
Eto ny "andiany" sy "mpiandry" dia sari-teny. Ireo mpanara-dia an'i Jesosy rehetra, Jiosy sy tsy Jiosy, dia ho tonga andian'ondry iray. Izy dia ho tahaka ny mpiandry ondry izay mikarakara azy rehetra.
|