plt_tn/jhn/10/03.md

314 B

ny mpiandry vavahady

Ity dia olona nokaramaina mba hiambina vavahady amin'ny alina rehefa tsy eo ny mpiandry ondry.

Mandre ny feony ny ondry

"Ny ondry dia mahare ny feony"

izy, dia nialoha lalana azy ireo

"Izy dia nandeha teo alohan'izy ireo"

satria mahalala ny feony

"satria mahafantatra ny feony"