plt_tn/jhn/10/03.md

16 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny mpiandry vavahady
Ity dia olona nokaramaina mba hiambina vavahady amin'ny alina rehefa tsy eo ny mpiandry ondry.
# Mandre ny feony ny ondry
"Ny ondry dia mahare ny feony"
# izy, dia nialoha lalana azy ireo
"Izy dia nandeha teo alohan'izy ireo"
# satria mahalala ny feony
"satria mahafantatra ny feony"