plt_tn/jhn/09/35.md

349 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia nahita ilay lehilahy izay nositraniny ary manomboka miresaka aminy sy ireo vahoaka.

Mino ny

Ity dia midika hoe "mino an'i Jesosy," mino fa Izy dia ilay Zanak'Andriamanitra, mahatoky Azy ho Mpamonjy, ary miaina amin'ny fomba izay manome voninahitra Azy.