# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia nahita ilay lehilahy izay nositraniny ary manomboka miresaka aminy sy ireo vahoaka. # Mino ny Ity dia midika hoe "mino an'i Jesosy," mino fa Izy dia ilay Zanak'Andriamanitra, mahatoky Azy ho Mpamonjy, ary miaina amin'ny fomba izay manome voninahitra Azy.