forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
878 B
Markdown
20 lines
878 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ilay lehilahy izay jamba teo aloha dia mbola manohy miresaka amin'ireo Jiosy.
|
|
|
|
# tsy mbola re mihintsy hoe nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba
|
|
|
|
"tsy mbola nisy ren'ny olona hoe nahasitrana olona izay jamba avy any am-bohoka"
|
|
|
|
# Koa raha tsy avy amin'Andriamanitra izany lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona
|
|
|
|
"Olona avy amin'Andriamanitra ihany no afaka manao zavatra toy izany!"
|
|
|
|
# Tena teraka tamin'ny ota ianao, dia ianao indray ve no hampianatra anay?
|
|
|
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. Izany koa dia milaza fa hoe teraka jamba io lehilahy noho ny otan'ireo ray aman-dreniny. DH: "Ianao dia teraka nohon'ny fahotan'ny ray aman-dreninao. Ianao dia tsy mendrika ny hampianatra anay!"
|
|
|
|
# noroahin'izy ireo hivoaka izy
|
|
|
|
"Navoakan'izy ireo tao amin'ny synagoga izy"
|