plt_tn/jhn/09/32.md

878 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ilay lehilahy izay jamba teo aloha dia mbola manohy miresaka amin'ireo Jiosy.

tsy mbola re mihintsy hoe nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba

"tsy mbola nisy ren'ny olona hoe nahasitrana olona izay jamba avy any am-bohoka"

Koa raha tsy avy amin'Andriamanitra izany lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona

"Olona avy amin'Andriamanitra ihany no afaka manao zavatra toy izany!"

Tena teraka tamin'ny ota ianao, dia ianao indray ve no hampianatra anay?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. Izany koa dia milaza fa hoe teraka jamba io lehilahy noho ny otan'ireo ray aman-dreniny. DH: "Ianao dia teraka nohon'ny fahotan'ny ray aman-dreninao. Ianao dia tsy mendrika ny hampianatra anay!"

noroahin'izy ireo hivoaka izy

"Navoakan'izy ireo tao amin'ny synagoga izy"