plt_tn/jhn/09/13.md

16 lines
478 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha-14 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fotoana nanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy.
# Noentin'izy ireo teo amin'ny fariseo ilay lehilahy izay jamba taloha
Ireo vahoaka dia nanery ilay lehilahy mba hanaraka azy ireo ho any amin'ireo Fariseo. Tsy noteren'izy ireo ara-batana anefa izy.
# ny andro Sabata
"Andro fitsaharan'ny Jiosy"
# Ary nanontany azy indray ireo Fariseo
"ka nanontany azy koa ireo Fariseo"