plt_tn/jhn/09/13.md

478 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha-14 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fotoana nanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy.

Noentin'izy ireo teo amin'ny fariseo ilay lehilahy izay jamba taloha

Ireo vahoaka dia nanery ilay lehilahy mba hanaraka azy ireo ho any amin'ireo Fariseo. Tsy noteren'izy ireo ara-batana anefa izy.

ny andro Sabata

"Andro fitsaharan'ny Jiosy"

Ary nanontany azy indray ireo Fariseo

"ka nanontany azy koa ireo Fariseo"