plt_tn/jhn/08/31.md

653 B

mitoetra amin'ny teniko

Ity dia fomba fiteny midika hoe: "mankatoa an'i Jesosy" DH: "mankatoa izay nolazaiko"

mpianatro

"mpanara-dia Ahy"

ny marina hanafaka anareo

Eto dia resahan'i Jesosy toy ny hoe olona ny "marina". DH: "Raha mankatoa ny marina ianareo, dia ho afahan'Andriamanitra"

ny marina

Ity dia maneho izay nambaran'i Jesosy mahakasika an'Andriamanitra. DH: "izay marina momban'Andriamanitra."

koa ahoana no hilazanao hoe: 'Ho afaka ianareo'?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ireo mpitarika Jiosy tamin'ny zavatra notenenin'i Jesosy. DH: "Izahay dia tsy mila afahana!"