# mitoetra amin'ny teniko Ity dia fomba fiteny midika hoe: "mankatoa an'i Jesosy" DH: "mankatoa izay nolazaiko" # mpianatro "mpanara-dia Ahy" # ny marina hanafaka anareo Eto dia resahan'i Jesosy toy ny hoe olona ny "marina". DH: "Raha mankatoa ny marina ianareo, dia ho afahan'Andriamanitra" # ny marina Ity dia maneho izay nambaran'i Jesosy mahakasika an'Andriamanitra. DH: "izay marina momban'Andriamanitra." # koa ahoana no hilazanao hoe: 'Ho afaka ianareo'? Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ireo mpitarika Jiosy tamin'ny zavatra notenenin'i Jesosy. DH: "Izahay dia tsy mila afahana!"