plt_tn/jhn/08/21.md

16 lines
465 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia manohy miresaka amin'ny vahoaka.
# ho faty amin'ny fahotanareo
Eto ny teny hoe "ho faty" dia maneho ny fahafatesana ara-panahy. DH: "maty raha mbola feno ota ianareo" na "Ianareo dia ho faty eo am-panotana"
# tsy ho azonareo haleha
"Ianareo dia tsy afaka mankany"
# Hoy ireo Jiosy hoe
Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo "mpitarika Jiosy." DH: "Hoy ireo mpitarika Jiosy hoe" na "Hoy ireo fahefana Jiosy hoe"