plt_tn/jhn/08/21.md

465 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'ny vahoaka.

ho faty amin'ny fahotanareo

Eto ny teny hoe "ho faty" dia maneho ny fahafatesana ara-panahy. DH: "maty raha mbola feno ota ianareo" na "Ianareo dia ho faty eo am-panotana"

tsy ho azonareo haleha

"Ianareo dia tsy afaka mankany"

Hoy ireo Jiosy hoe

Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo "mpitarika Jiosy." DH: "Hoy ireo mpitarika Jiosy hoe" na "Hoy ireo fahefana Jiosy hoe"