plt_tn/jhn/08/04.md

673 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny fandikan-teny sasany, dia ny dikan-teny tsara indrindra sy taloha tsy misy ireo.

olona tahaka izany

"olona ohatran'izany" na "olona izay manao izany"

inona no ambaranao momba azy?

"Mba teneno aminay. Inona no tokony hataonay mahakasika azy?"

hamandrihana Azy

Ity dia midika hoe mampiasa fanontaniana fandrika.

mba hafahan'izy ireo manameloka Azy

Izay hiampangan'izy ireo Azy dia afaka atao mihariary. DH: "ka mba hafahan'izy ireo miampanga Azy amin'ny fitenena zavatra diso" na "ka mba hafahan'izy ireo miampanga Azy ny amin'ny tsy fankatoavana ny lalàn'i Mosesy na ny lalàn'ny Romana.