# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny fandikan-teny sasany, dia ny dikan-teny tsara indrindra sy taloha tsy misy ireo. # olona tahaka izany "olona ohatran'izany" na "olona izay manao izany" # inona no ambaranao momba azy? "Mba teneno aminay. Inona no tokony hataonay mahakasika azy?" # hamandrihana Azy Ity dia midika hoe mampiasa fanontaniana fandrika. # mba hafahan'izy ireo manameloka Azy Izay hiampangan'izy ireo Azy dia afaka atao mihariary. DH: "ka mba hafahan'izy ireo miampanga Azy amin'ny fitenena zavatra diso" na "ka mba hafahan'izy ireo miampanga Azy ny amin'ny tsy fankatoavana ny lalàn'i Mosesy na ny lalàn'ny Romana.