plt_tn/jhn/08/01.md

946 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny andininy 1 dia miteny antsika hoe nankaiza Jesosy tamin'ny faran'ny toko teo aloha.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny dika-teny sasany, dia ny dika-teny tsara indrindra sy taloha dia tsy misy ireo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fizarana manarka amin'ny tantara dia manomboka eo amin'ny andininy faha-2 raha niverina tao an-tempoly Jesosy.

ny olona rehetra

Ity dia fomba fiteny amin'ny ankapobeny. Izany dia midika hoe "olona maro."

Ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nitondra

Eto ny "mpanora-dalàna sy ireo Fariseo" dia entina maneho ny mpikambana sasany amin'ireo vondrona roa ireo. DH: "Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nitondra" na "nisy lehilahy sasantsasany izay nampianatra ireo lalàna Jiosy ary ny sasatsasany dia Fariseo"

vehivavy iray tratra nijangajanga

DH: "Vehivavy izay tratran'izy ireo nijangajanga"