# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ny andininy 1 dia miteny antsika hoe nankaiza Jesosy tamin'ny faran'ny toko teo aloha. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny dika-teny sasany, dia ny dika-teny tsara indrindra sy taloha dia tsy misy ireo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fizarana manarka amin'ny tantara dia manomboka eo amin'ny andininy faha-2 raha niverina tao an-tempoly Jesosy. # ny olona rehetra Ity dia fomba fiteny amin'ny ankapobeny. Izany dia midika hoe "olona maro." # Ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nitondra Eto ny "mpanora-dalàna sy ireo Fariseo" dia entina maneho ny mpikambana sasany amin'ireo vondrona roa ireo. DH: "Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nitondra" na "nisy lehilahy sasantsasany izay nampianatra ireo lalàna Jiosy ary ny sasatsasany dia Fariseo" # vehivavy iray tratra nijangajanga DH: "Vehivavy izay tratran'izy ireo nijangajanga"