plt_tn/jhn/07/47.md

789 B

Noho izany ireo Fariseo

"Satria izy ireo niteny izany, dia namaly ireo Fariseo"

namaly azy ireo

"namaly ireo mpiandry raharaha"

Voafitaka ihany koa ve ianareo?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. Ireo Fariseo dia tohina tamin'ny valin-tenin'ireo mpiandry raharaha. DH: "Voafitaka koa ianareo!"

Moa nisy tamin'ireo mpanapaka mba nino Azy, na tamin'ireo Fariseo?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. DH: "Tsy nisy tamin'ireo mpanapaka na Fariseo nino Azy!"

ny lalàna

Ity dia ny lalàn'ireo Fariseo fa tsy ny an'i Mosesy.

Fa ireo vahoaka ireo dia tsy mahalala ny lalàna, voaozona ireo

"Fa satria ity vahoaka ity dia tsy mahafantatra ny lalàna, dia ho haringan'Andriamanitra izy ireo!"