plt_tn/jhn/07/47.md

24 lines
789 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noho izany ireo Fariseo
"Satria izy ireo niteny izany, dia namaly ireo Fariseo"
# namaly azy ireo
"namaly ireo mpiandry raharaha"
# Voafitaka ihany koa ve ianareo?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. Ireo Fariseo dia tohina tamin'ny valin-tenin'ireo mpiandry raharaha. DH: "Voafitaka koa ianareo!"
# Moa nisy tamin'ireo mpanapaka mba nino Azy, na tamin'ireo Fariseo?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. DH: "Tsy nisy tamin'ireo mpanapaka na Fariseo nino Azy!"
# ny lalàna
Ity dia ny lalàn'ireo Fariseo fa tsy ny an'i Mosesy.
# Fa ireo vahoaka ireo dia tsy mahalala ny lalàna, voaozona ireo
"Fa satria ity vahoaka ity dia tsy mahafantatra ny lalàna, dia ho haringan'Andriamanitra izy ireo!"