plt_tn/jhn/07/40.md

1008 B

Ity tokoa ilay mpaminany

Tamin'ny fitenena izany, dia manondro ireo olona fa mino an'i Jesosy izy ireo hoe Izy ilay mpaminany tahaka an'i Mosesy izay nampanantenain'Andriamanitra ho alefa. DH: "ity tokoa ilay mpaminany tahaka an'i Mosesy izay efa nandrasanay"

Fa angaha Kristy avy any Galilia?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ilay Kristy dia tsy ho avy any Galilia!"

Tsy voalazan'ny Soratra Masina ve fa Kristy dia ho avy amin'ny taranak'i Davida ary avy ao Betlehema, ilay tanàna izay nisy an'i Davida?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ny Soratra Masina dia mampianatra fa Kristy dia ho avy amin'ny taranak'i Davida sy avy ao Betlehema, ilay tanàna niavian'i Davida!"

Tsy voalazan'ny Soratra Masina ve fa

Ny Soratra Masina eto dia aseho toy ny hoe miteny tahaka ny olona miteny. DH: "Ireo mpaminany dia nanoratra tao amin'ny Soratra Masina"

izay nisy an'i Davida

"izay nipetrahan'i Davida"