forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1008 B
Markdown
20 lines
1008 B
Markdown
|
# Ity tokoa ilay mpaminany
|
||
|
|
||
|
Tamin'ny fitenena izany, dia manondro ireo olona fa mino an'i Jesosy izy ireo hoe Izy ilay mpaminany tahaka an'i Mosesy izay nampanantenain'Andriamanitra ho alefa. DH: "ity tokoa ilay mpaminany tahaka an'i Mosesy izay efa nandrasanay"
|
||
|
|
||
|
# Fa angaha Kristy avy any Galilia?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ilay Kristy dia tsy ho avy any Galilia!"
|
||
|
|
||
|
# Tsy voalazan'ny Soratra Masina ve fa Kristy dia ho avy amin'ny taranak'i Davida ary avy ao Betlehema, ilay tanàna izay nisy an'i Davida?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ny Soratra Masina dia mampianatra fa Kristy dia ho avy amin'ny taranak'i Davida sy avy ao Betlehema, ilay tanàna niavian'i Davida!"
|
||
|
|
||
|
# Tsy voalazan'ny Soratra Masina ve fa
|
||
|
|
||
|
Ny Soratra Masina eto dia aseho toy ny hoe miteny tahaka ny olona miteny. DH: "Ireo mpaminany dia nanoratra tao amin'ny Soratra Masina"
|
||
|
|
||
|
# izay nisy an'i Davida
|
||
|
|
||
|
"izay nipetrahan'i Davida"
|