plt_tn/jhn/07/30.md

545 B

tsy mbola tonga ny fotoany

Ny teny ho "fotoana" dia entina maneho ny fotoana mety hisanborana an'i Jesosy, araka ny drafitr'Andriamanitra. DH: "Tsy mbola fotoana hisamborana Azy izao"

Rehefa tonga ilay Kristy, moa hanao famantarana maro noho ny vitan'io lehilahy io ve Izy?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Rehefa tonga ilay Kristy, dia azo antoka fa tsy hahavita mihoatra noho izay vitan'io lehilahy io Izy!"

famantarana

Ity dia maneho ireo famantarana izay manaporofo fa Jesosy ilay Kristy.