plt_tn/jhn/07/30.md

12 lines
545 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy mbola tonga ny fotoany
Ny teny ho "fotoana" dia entina maneho ny fotoana mety hisanborana an'i Jesosy, araka ny drafitr'Andriamanitra. DH: "Tsy mbola fotoana hisamborana Azy izao"
# Rehefa tonga ilay Kristy, moa hanao famantarana maro noho ny vitan'io lehilahy io ve Izy?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Rehefa tonga ilay Kristy, dia azo antoka fa tsy hahavita mihoatra noho izay vitan'io lehilahy io Izy!"
# famantarana
Ity dia maneho ireo famantarana izay manaporofo fa Jesosy ilay Kristy.