plt_tn/jhn/07/19.md

849 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo Jiosy.

Tsy nomen'i Mosesy anareo ve ny lalàna?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mosesy no nanome anareo ny lalàna"

mitandrina ny lalàna

"mankatoa ny lalàna"

Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?

Jesosy dia manontany ny anton'ny tsy hanarahan'ireo mpitarika Jiosy izay te-hamono Azy ny lalàn'i Mosesy. Ny tiany tenenina dia hoe ireo mpitarika Jiosy mihintsy no tsy mitandrina izany lalàna izany. DH: "Ianareo mihintsy no mandika lalàna dia nefa mitady hamono Ahy ianareo!"

Ianao dia misy demonia

"Ity dia mampiseho fa adala Ianao na mety misy demonia mibaiko anao"

Iza koa no mitady hamono anao?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy mitady hamono anao!"