plt_tn/jhn/07/19.md

24 lines
849 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo Jiosy.
# Tsy nomen'i Mosesy anareo ve ny lalàna?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mosesy no nanome anareo ny lalàna"
# mitandrina ny lalàna
"mankatoa ny lalàna"
# Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
Jesosy dia manontany ny anton'ny tsy hanarahan'ireo mpitarika Jiosy izay te-hamono Azy ny lalàn'i Mosesy. Ny tiany tenenina dia hoe ireo mpitarika Jiosy mihintsy no tsy mitandrina izany lalàna izany. DH: "Ianareo mihintsy no mandika lalàna dia nefa mitady hamono Ahy ianareo!"
# Ianao dia misy demonia
"Ity dia mampiseho fa adala Ianao na mety misy demonia mibaiko anao"
# Iza koa no mitady hamono anao?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy mitady hamono anao!"