plt_tn/jhn/07/01.md

679 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia tao Galilia miresaka amin'ireo rahalahiny. Ireto andininy ireto dia miresaka ny fotoana izay nitrangan'ity tranga ity.

Taorian'ireo zavatra ireo

"Rehefa avy niresaka tamin'ireo mpianatra Izy" (jereo ny 6:66) na "fotoana fohy taty aoriana"

ireo Jiosy mitady hamono Azy

Eto ny "ireo Jiosy" dia milaza ireo "mpitarika Jiosy." DH: "Ireo mpitarika Jiosy dia nanao tetika hamonoana Azy"

Ary efa akaiky ny andro firavoravoan'ny Jiosy ny Tabernakely

"Ary dia efa akaiky ny fotoana firavoravoan'ireo Jiosy" na "ary dia efa antomotra ny fotoana ho an'ny firavoravoan'ny Tabernakely"