plt_tn/jhn/07/01.md

16 lines
679 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia tao Galilia miresaka amin'ireo rahalahiny. Ireto andininy ireto dia miresaka ny fotoana izay nitrangan'ity tranga ity.
# Taorian'ireo zavatra ireo
"Rehefa avy niresaka tamin'ireo mpianatra Izy" (jereo ny 6:66) na "fotoana fohy taty aoriana"
# ireo Jiosy mitady hamono Azy
Eto ny "ireo Jiosy" dia milaza ireo "mpitarika Jiosy." DH: "Ireo mpitarika Jiosy dia nanao tetika hamonoana Azy"
# Ary efa akaiky ny andro firavoravoan'ny Jiosy ny Tabernakely
"Ary dia efa akaiky ny fotoana firavoravoan'ireo Jiosy" na "ary dia efa antomotra ny fotoana ho an'ny firavoravoan'ny Tabernakely"